|
|
|
|

Teny iditra1 sosoa ridritra
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3soupe épaisse faite avec du riz cuit à grande eau et d'autres légumes. [1.196]
Ohatra  4 Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Voambolana  5 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12